Marie RASOAMIARANA est sur Copains d'avant. Pour la contacter, connectez-vous ou inscrivez-vous gratuitement.

Parcours

Parcours entreprise

A propos

Général

Ma vie aujourd'hui

  • Description

    Homba anareo mandrakariva anie ny Tompo. Hitahy anareo lalandava anie Izy. Hiadam-pinaritra amin'ity tany ity anie ianareo taraka amam-para rehetra. Ny Fo Madion'i Jesoa sy i Maria anie hanenika anareo sy ireo taranaka amam-para tsy an-kanavaka. Tano sy ampiroboroboy ny Finoana kristianina iainanareo ary ampitao tsy an-kijanona amin'ny taranaka rehetra. Izany no hafatray Ray aman-dReny ho an'ny taranaka rehetra. Amena !

  • Mes goûts et passions

    Aucune information disponible

    Voyages